|
|
|
|

Entry1  vato filokana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonyms  4  vato torahana, vato tsipazana
Elementary words  5  vato, filokana

Updated on 2023/01/01